Mianatra (to learn)
ianarana
Mampianatra (to teach)
ampianarana
Mandeha (To go)
andehanana
Ny zavatra
The thing
Ny fotoana
The time
Ny antony
The reason
Ny fomba
The way
Mamaky (to read)
amakiana
Manoratra (to write)
Anoratana
Mahafantatra (to know)
ahafantarana
Manao (to do)
anaovana
Mihinana (to eat)
ihinanana
Misaotra (to thank)
isaorana
Ny olona
The person
Ny toerana
The place
-ko
by me
-nao
by you
-ny
by him/her/it
-ntsika/-nay
by us, inc/exc
-nareo
by you all
-n’izy ireo
by them