Let’s go
Ndao, isika
Fiarahabana
Vocabulary
How are you?
Manahoana ianao?
What’s the news?
Inona ny vaovao?
What’s up?
Inona malaza?
There is no news.
Tsy misy vaovao/tsy misy
My name is Amanda
Amanda no anorako.
Nice to meet you.
Faly mahafantatra anao.
I am American.
Amerikana aho.
Nice to meet you too.
Faly mahafantatra anao koa aho.
See you later.
Mandrapihaona.
Goodbye.
Veloma
Hello
Salama/Manahoana/Akory
You
ianao
I
aho/zaho
He/she/it
izy
We inclusive
Isika
We exclusive
Izahay
You (plural)
ianareo
They
Izareo
He is Malagasy
Malagasy izy.