A floor
Gorodona
[gurUduna]
Slippery
Malama
When did you come back?
Niverina oviana ianareo?
There are many things to see in La Réunion.
Misy zavatra betsaka afaka jerena any La Réunion.
No need for a visa.
Tsy voatery ny visa.
Wave (with a hand)
Mikopaka
An example
Ohatra
Friends are waving
Mikopaka ny namana
The sea
Ranomasina
Waves
Onja
To wave (a motion)
Manonja
Apart from / besides
Ankoatra ny
[ankOtja]
Sandals
Kapa
A few, fewer
Vitsy, vitsivitsy
I saw you in Ambatobe and I waved at you.
Nahita anao tany Ambatobe za ary nikopaka anao.
To do shopping
Miantsena
To pick up something or someone
Mitsena
One week is very long for me.
Iray herinandro tena lava ho ahy.
This is mine.
Ahy ity.
That is yours.
Anao io.
He waved at me.
Nikopaka ahy izy.
She is listening to us.
Mihaino atsika izy.
He waved at me.
Nikopaka ahy izy.
That is yours.
Anao io.