I worked a lot this week because colleagues from abroad are in Madagascar, and we had many meetings.
Niasa be za tamin’ity herinandro ity satria tonga teto Madagakar ny mpiara-miasa avy any ivelany, ary nanana fivoriana betsaka
During this week, I had meetings all day every day.
Nandritry ity herinando ity, nanana fivoriana aho nandritry ny andro, isanandro.
My family and I went to Finland for a holiday.
Nandeha tany Finlande ho an’ny vakansy ny fianakaviako sy aho.
My son and I stayed there for two and a half months.
Nijanona tany ny zanako lahy sy aho nandritry ny roa volana sy tapany.
But my husband stayed for only one month.
Fa nijanona nandritry ny iray volana fotsiny ny vadiko.
We left Madagascar at the beginning of June and returned at the end of last month.
Niala teto Madagascar tamin’ny fiandohan’ny volana Jona ary niverina tamin’ny faran’ny volana lasa izahay.
Paul, do you need anything?
Paul, mila zavatra ve ianao?
Just cold water, please.
Rano mangatsika fotsiny, azafady.
Why are you staying here?
Fa maninona mijanona eto ianao?
I need to be alone.
Mila irery aho.
Ok, I understand you.
Ok, azoko ianao.
What do you need, madam?
Mila inona ianao, azafady?
I am looking for tomatoes. Do you have any?
Mitady voatabia fotsiny aho. Manana ve ianao?
How many kilos do you want?
Mila firy kilao ianao?
Just half a kilo please.
Antsany kilao fotsiny azafady.
Are you alone or with someone?
Irery ve ianao na miaraka amin’ny olona?
I am alone.
Irery za.
Just me.
Aho irery.